Eksodosy 12:33 MG1865

33 Dia nandodona ny olona ny Egyptiana ka nampandeha azy faingana hiala tamin'ny tany, satria hoy izy: Maty avokoa izahay rehetra.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 12

Jereo Eksodosy 12:33 amin'ny teny manodidina.