39 Dia nanendy mofo tsy nisy masirasira tamin'ny koba voalena izay nentiny avy tany Egypta izy: fa tsy mbola voaisy masirasira izany, satria noroahina tany Egypta izy ka tsy nahazo nijanona sady tsy nahafehy vatsy ho azy.
Vakio ny toko manontolo Eksodosy 12
Jereo Eksodosy 12:39 amin'ny teny manodidina.