42 Alina notandreman'i Jehovah izany, hitondrany azy hivoaka avy tamin'ny tany Egypta; eny, izany alina izany dia an'i Jehovah ka hotandreman'ny Zanak'Isiraely rehetra hatramin'ny taranany fara mandimby.
Vakio ny toko manontolo Eksodosy 12
Jereo Eksodosy 12:42 amin'ny teny manodidina.