Eksodosy 12:48 MG1865

48 Ary raha misy mivahiny eo aminao ka mba te-hitandrina ny Paskan'i Jehovah, dia aoka hoforana ny lehilahy rehetra eo aminy vao manatona hitandrina izany, ka ho tahaka ny tompon-tany ihany izy; fa ny tsy voafora rehetra kosa dia tsy mahazo mihinana izany.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 12

Jereo Eksodosy 12:48 amin'ny teny manodidina.