Eksodosy 12:51 MG1865

51 Ary tamin'izany andro izany indrindra no nitondran'i Jehovah ny Zanak'Isiraely nivoaka avy tany amin'ny tany Egypta araka ny antokony.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 12

Jereo Eksodosy 12:51 amin'ny teny manodidina.