Eksodosy 12:7 MG1865

7 Ary hanalany ny rà, ka hatentiny amin'ny tolam-baravarana roa sy amin'ny tataom-baravaran'ny trano izay hihinanany azy.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 12

Jereo Eksodosy 12:7 amin'ny teny manodidina.