Eksodosy 14:16 MG1865

16 Ary aingao ny tehinao, dia ahinjiro ambonin'ny ranomasina ny tananao, ka saraho ny rano, dia handeha hamaky eo afovoan'ny ranomasina mandia ny tany maina ny Zanak'Isiraely.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 14

Jereo Eksodosy 14:16 amin'ny teny manodidina.