Eksodosy 14:4 MG1865

4 Dia hanamafy ny fon'i Farao Aho, ka hanenjika anareo izy; dia hankalazaina Aho noho ny hataoko amin'i Farao sy amin'ny miaramilany rehetra, ka ho fantatry ny Egyptiana fa Izaho no Jehovah. Dia nataon'ny Zanak'Isiraely izany.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 14

Jereo Eksodosy 14:4 amin'ny teny manodidina.