Eksodosy 15:11 MG1865

11 Jehovah ô, iza moa no tahaka Anao amin'izay andriamanitra? Iza moa no tahaka Anao, Izay ankalazaina amin'ny fahamasinana, deraina amin'ny fahatahorana, Mpanao fahagagana?

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 15

Jereo Eksodosy 15:11 amin'ny teny manodidina.