Eksodosy 15:17 MG1865

17 Dia hampiditra azy Hianao ka hamponina azy ao amin'ny tendrombohitra lovanao, ao amin'ny fitoerana nataonao hitoeranao, Jehovah ô, dia ao amin'ny fitoerana masina naorin'ny tananao, Tompo ô.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 15

Jereo Eksodosy 15:17 amin'ny teny manodidina.