Eksodosy 15:20 MG1865

20 Ary Miriama mpaminanivavy, anabavin'i Arona, dia nitondra ny ampongatapaka teny an-tànany; ary nivoaka nanaraka azy ny vehivavy rehetra nitondra ampongatapaka sady nandihy.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 15

Jereo Eksodosy 15:20 amin'ny teny manodidina.