27 Ary tonga tao Elima izy; ary tao nisy loharano roa ambin'ny folo sy hazo rofia fito-polo, dia nitoby teo anilan'ny rano izy.
Vakio ny toko manontolo Eksodosy 15
Jereo Eksodosy 15:27 amin'ny teny manodidina.