9 Hoy ny fahavalo: Hanenjika aho, hahatratra aho, hizara babo aho ka hanao izay sitraky ny foko aminy, hotsoahako ny sabatra, ka hamongotra azy ny tanako.
Vakio ny toko manontolo Eksodosy 15
Jereo Eksodosy 15:9 amin'ny teny manodidina.