Eksodosy 16:31 MG1865

31 Ary ny anarany dia nataon'ny taranak'Isiraely hoe Mana; ary tahaka ny voan-drafy izy sady fotsy; ary ny fanandramana azy dia tahaka ny mofo misy tantely.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 16

Jereo Eksodosy 16:31 amin'ny teny manodidina.