Eksodosy 17:10 MG1865

10 Ary Josoa dia nanao araka izay efa nolazain'i Mosesy taminy, ka niady tamin'ny Amalekita izy; ary Mosesy sy Arona sy Hora kosa niakatra ho ao an-tampon'ny havoana.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 17

Jereo Eksodosy 17:10 amin'ny teny manodidina.