Eksodosy 17:12 MG1865

12 Fa efa vizana ny tanan'i Mosesy; ka dia naka vato izy roa lahy, ka nataony teo ambanin'i Mosesy hipetrahany; ary Arona sy Hora dia nanohana ny tànany, ka ny iray tamin'ny anila, ary ny iray kosa tamin'ny anila; dia naharitra tsy nidina intsony ny tànany mandra-pahafatin'ny masoandro.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 17

Jereo Eksodosy 17:12 amin'ny teny manodidina.