14 Ary hoy Jehovah tamin'i Mosesy: Soraty eo amin'ny boky izany ho fahatsiarovana, ka ambarao amin'i Josoa; fa hofoanako tokoa ny fahatsiarovana ny Amalekita tsy ho eny ambanin'ny lanitra.
Vakio ny toko manontolo Eksodosy 17
Jereo Eksodosy 17:14 amin'ny teny manodidina.