Eksodosy 17:5 MG1865

5 Ary hoy Jehovah tamin'i Mosesy: Mandrosoa eo alohan'ny olona, ary itondray hiaraka aminao ny loholon'ny Isiraely; ary ny tehinao, ilay nikapohanao an'i Neily, dia ento eny an-tananao, ka mandehana.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 17

Jereo Eksodosy 17:5 amin'ny teny manodidina.