Eksodosy 18:1 MG1865

1 Ary efa ren'i Jetro, mpisorona tao Midiana, rafozan'i Mosesy, izay rehetra nataon'Andriamanitra ho an'i Mosesy sy ny Isiraely olony, dia ny nitondran'i Jehovah ny Isiraely nivoaka avy tany Egypta.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 18

Jereo Eksodosy 18:1 amin'ny teny manodidina.