3 Ary Mosesy niakatra ho ao amin'Andriamanitra, dia niantso azy Jehovah tao an-tendrombohitra ka nanao hoe: Izao no holazainao amin'ny taranak'i Jakoba sy hambaranao amin'ny Zanak'Isiraely:
Vakio ny toko manontolo Eksodosy 19
Jereo Eksodosy 19:3 amin'ny teny manodidina.