Eksodosy 20:4 MG1865

4 Aza manao sarin-javatra voasokitra ho anao, na ny mety ho endriky ny zavatra izay eny amin'ny lanitra ambony, na izay etỳ amin'ny tany ambany, na izay any amin'ny rano ambanin'ny tany.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 20

Jereo Eksodosy 20:4 amin'ny teny manodidina.