Eksodosy 22:16 MG1865

16 Fa raha mandà tokoa ny rainy ka tsy manome azy ho vadiny, dia handoa vola ralehilahy araka ny harena fanome zazavavy hampakarina.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 22

Jereo Eksodosy 22:16 amin'ny teny manodidina.