Eksodosy 22:23 MG1865

23 ka hirehitra ny fahatezerako, ary hamono anareo amin'ny sabatra Aho; dia mba ho mpitondratena ny vadinareo, ary ho kamboty kosa ny zanakareo.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 22

Jereo Eksodosy 22:23 amin'ny teny manodidina.