Eksodosy 22:28 MG1865

28 Aza atao ela vao manatitra ny santatry ny vokatrao sy ny fisotronao; ny matoa amin'ny zanakao-lahy dia omeo Ahy.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 22

Jereo Eksodosy 22:28 amin'ny teny manodidina.