Eksodosy 22:4 MG1865

4 Raha misy olona mampitondraka amin'ny voly na tanim-boaloboka, fa alefany handeha ny bibiny, ka homana ny volin'olona izany biby izany, dia amin'ny tsara indrindra ao amin'ny sahany, ary amin'ny tsara indrindra ao amin'ny tanim-boalobony, no hanonerany.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 22

Jereo Eksodosy 22:4 amin'ny teny manodidina.