Eksodosy 22:6 MG1865

6 Raha misy olona mampitahiry vola na fanaka ny namany, ka angalarin'ny sasany ao amin'ny tranon'ilay olona izany, raha hita ny mpangalatra, dia hanonitra roa heny izy.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 22

Jereo Eksodosy 22:6 amin'ny teny manodidina.