Eksodosy 23:19 MG1865

19 Ny santatry ny voaloham-bokatry ny taninao dia ho entinao ao an-tranon'i Jehovah Andriamanitrao. Aza mahandro zanak'osy amin'ny rononon-dreniny.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 23

Jereo Eksodosy 23:19 amin'ny teny manodidina.