Eksodosy 23:24 MG1865

24 Aza miankohoka eo anatrehan'ny andriamanitr'ireny ianao, na manompo azy, na manao araka ny ataony; fa aringano tokoa izy, ary torotoroy tokoa ny tsangam-baton-tsampiny.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 23

Jereo Eksodosy 23:24 amin'ny teny manodidina.