Eksodosy 23:8 MG1865

8 Ary aza mandray kolikoly, fa ny kolikoly mahajamba ny mason'ny mahiratra sy mamadika ny tenin'ny marina.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 23

Jereo Eksodosy 23:8 amin'ny teny manodidina.