12 Ary hoy Jehovah tamin'i Mosesy: Miakara eto amiko eto an-tendrombohitra ka mitoera eto, dia homeko anao ny vato fisaka izay misy ny lalàna sy ny didy, izay nosoratako hampianarina azy.
Vakio ny toko manontolo Eksodosy 24
Jereo Eksodosy 24:12 amin'ny teny manodidina.