Eksodosy 24:14 MG1865

14 Ary hoy izy tamin'ny loholona: Miandrasa anay eto mandra-piverinay eto aminareo; ary, indro, Arona sy Hora dia eto aminareo, koa raha misy olona manana ady, aoka hankeo amin'izy roa lahy izy.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 24

Jereo Eksodosy 24:14 amin'ny teny manodidina.