Eksodosy 25:17 MG1865

17 Ary manaova rakotra fanaovam-panavotana amin'ny volamena tsara: roa hakiho sy sasany ny lavany, ary iray hakiho sy sasany ny sakany.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 25

Jereo Eksodosy 25:17 amin'ny teny manodidina.