Eksodosy 25:19 MG1865

19 Ny kerobima iray ataovy indray mivofy amin'ny sakany anankiray, ary ny kerobima iray kosa amin'ny sakany anankiray: indray mivofy amin'ny rakotra fanaovam-panavotana no hanaovanareo ny kerobima roa, dia amin'ny sakany roa.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 25

Jereo Eksodosy 25:19 amin'ny teny manodidina.