2 Mitenena amin'ny Zanak'Isiraely mba hitondra fanatitra ho Ahy izy; dia avy amin'ny olona rehetra izay amporisihin'ny fony no handraisanareo ny fanatitra ho Ahy.
Vakio ny toko manontolo Eksodosy 25
Jereo Eksodosy 25:2 amin'ny teny manodidina.