Eksodosy 25:28 MG1865

28 Ary hazo akasia no anaovy ny bao, ka petaho takela-bolamena; ary amin'ireo no hilanjana ny latabatra.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 25

Jereo Eksodosy 25:28 amin'ny teny manodidina.