37 Ary manaova lela fanaovan-jirony fito, ka ampireheto eo aminy ireo mba hanazava ny anoloany.
38 Ary ny hetin-jirony Sy ny fitoeran-davenon-jirony dia ataovy volamena tsara.
39 Volamena tsara talenta iray no hanaovana azy mbamin'ireny fanaka rehetra ireny.
40 Ary tandremo mba hataonao araka ny endriny izay naseho taminao tao an-tendrombohitra izy.