1 Ary ny tabernakely dia hataonao ambainy folo amin'ny rongony fotsy madinika voahasina sy manga sy volomparasy ary mena; kerobima, asan'ny mpanenona mahay, no hataonao sorany.
Vakio ny toko manontolo Eksodosy 26
Jereo Eksodosy 26:1 amin'ny teny manodidina.