Eksodosy 26:24 MG1865

24 Ary hakambana ho iray izy hatramin'ny ambany ka hatramin'ny ambony, ka hasianao vava vola iray ihany: ho toy izany avokoa izy roa; eo amin'ny zorony roa no hisy izany.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 26

Jereo Eksodosy 26:24 amin'ny teny manodidina.