29 Ary ny zana-kazo hopetahanao takela-bolamena, ary hataonao volamena koa ny vava vola aminy, izay hitoeran'ny barany; ary petaho takela-bolamena koa ny barany.
Vakio ny toko manontolo Eksodosy 26
Jereo Eksodosy 26:29 amin'ny teny manodidina.