Eksodosy 26:35 MG1865

35 Ary apetraho eo ivelan'ny efitra ny latabatra, ary ny fanaovan-jiro tandrifin'ny latabatra amin'ny lafiny atsimo amin'ny tabernakely; ary ny latabatra ataovy eo amin'ny lafiny avaratra.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 26

Jereo Eksodosy 26:35 amin'ny teny manodidina.