Eksodosy 26:9 MG1865

9 Ary avitrano ny ambainy dimy hikambana, ary ny ambainy enina kosa hikambana. Ary aforeto ny ambainy fahenina amin'ny sakan'ny lay anatrehana.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 26

Jereo Eksodosy 26:9 amin'ny teny manodidina.