Eksodosy 27:1 MG1865

1 Ary manaova ny alitara amin'ny hazo akasia: dimy hakiho avy ny lafiny efatra, dia ho efa-joro tsy mivadi-mandry izy; ary telo hakiho ny hahavony.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 27

Jereo Eksodosy 27:1 amin'ny teny manodidina.