Eksodosy 27:18 MG1865

18 Ny lavan'ny kianja ho zato hakiho, ary ny sakany ho dimam-polo hakiho, ary ny hahavony ho dimy hakiho, ka hatao rongony fotsy madinika voahasina izany, ary ho varahina ny faladiany.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 27

Jereo Eksodosy 27:18 amin'ny teny manodidina.