Eksodosy 27:21 MG1865

21 Ao anatin'ny trano lay fihaonana, dia eo ivelan'ny efitra lamba izay manakona ny Vavolombelona, no handaharan'i Arona sy ny zanany azy ho eo anatrehan'i Jehovah hatramin'ny hariva ka hatramin'ny maraina; ho lalàna mandrakizay amin'ny Zanak'Isiraely izany hatramin'ny taranany fara mandimby,

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 27

Jereo Eksodosy 27:21 amin'ny teny manodidina.