Eksodosy 27:3 MG1865

3 Ary manaova ny vilaniny fandraofan-davenona handraofana ny lavenony ary ny sotron'afony sy ny loviany famafazana ary ny fitrebiny sy ny fitondran'afony; varahina no hanaovanao ny fanaka rehetra momba azy.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 27

Jereo Eksodosy 27:3 amin'ny teny manodidina.