11 amin'ny asan'ny mpanora-bato, tahaka ny fanoratana fanombohan-kase, no hanoratanao ny vato roa, araka ny anaran'ny Zanak'Isiraely; ary asio randram-bolamena manodidina izy,
Vakio ny toko manontolo Eksodosy 28
Jereo Eksodosy 28:11 amin'ny teny manodidina.