21 Ary ny vato dia alaharo araka ny anaran'ny Zanak'Isiraely, dia roa ambin'ny folo araka ny anarany; ary hisy soratra toy ny amin'ny fanombohan-kase, ho amin'ny firenena roa ambin'ny folo araka ny anarany avy.
Vakio ny toko manontolo Eksodosy 28
Jereo Eksodosy 28:21 amin'ny teny manodidina.