Eksodosy 28:27 MG1865

27 Ary manaova vava volamena roa koa, ka ataovy eo amin'ny soroko roa amin'ny efoda, dia ao ambaniny, eo anoloany, akaikin'ny fikambanany, eo ambonin'ny fehin-kibo momba ny efoda.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 28

Jereo Eksodosy 28:27 amin'ny teny manodidina.