32 Aoka tsy hihosoran'ny olon-kafa izany, na hisy haka tahaka azy, araka ny fanaovana azy; fa masina izy ka ho masina aminareo.
Vakio ny toko manontolo Eksodosy 30
Jereo Eksodosy 30:32 amin'ny teny manodidina.