Eksodosy 30:34 MG1865

34 Dia hoy Jehovah tamin'i Mosesy: Makà zava-manitra ho anao, dia natafa sy sekeleta sy helbena ary lebona madio; samy hamboarina manokana ireo.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 30

Jereo Eksodosy 30:34 amin'ny teny manodidina.